TETIHARANA - Avy aiza marina moa isika

 

Misaotra antsika rehetra mankamamy ity tranokalom-pifandraisana ity. Natao ho antsika daholo ny ao anatiny. Manontany tena angamba isika hoe : ary aiza izay tetiharana ? 

Ho valin'izany indrindra dia eo ampanomanana izany fatratra isika amin'izao, ary mbola  misy zavatra maromaro mbola andalam-panamarinana azy izahay koa dia miangavy anareo rehetra mba samy hiandry kely. 

Anjarantsika tsirairay avy eo ny manome ny ilaina mikasika izay tiatsika hampidirina ao anatiny (datin'andro samihafa : nahaterahana, mariazy, na koa fahafatesan'ireo ray amn-dreny tany aloha, izay tsy voatery ho fantry ny mpanoratra akory), na koa isika manana tahirin-tsary azo avadika ho pejy ato. 

Koa dia mampanantena anareo izahay amin'izany fa tsy maintsy hivoaka io amin'ny fotoana mampety azy. 

Amin'ny endrika mety tsy ho ampoizinao anefa izany ka dia mahareta tompoko fa ho fantatrao misimisy kokoa ny moba anao ato ho ato. 

 

Androany faha  15 septambra 2012 

Ny Mpikirakira ny tranokalam-pifandraisana

Ajouter un commentaire
 

Créer un site gratuit avec e-monsite - Signaler un contenu illicite sur ce site