RENIVATO SY NY TARANANY

Renivato, taranak'Andriatsimahaenina, milevina ao Fozehana, tsy fantatra intsony ny fasana misy azy, fa dia hoe iray amin'ireo fasana tranainy indrindra ao an-toerana. Ireto avy ny taranaky Renivato :

  1. Ratsimosa , niteraka an'i :
    • Razafiarisoa
    • Razafinjanahary, samy ao Fozehana ary Bernadette no mpitondra azy
  1. Andriatoabola, niteraka an-dRainizoro, ao Fozehana
  2. Ramanamisaika, niteraka an-dRainibonia
  3. Andrianjafimpanana, any Bevohoka
  4. Ravolamisa, nanambady an'Andriamaroahina ao Firavahana – Arivonimamo
  5. Rafaravavy nanambady an-dRatompoarinandriana
Ajouter un commentaire
 

Créer un site gratuit avec e-monsite - Signaler un contenu illicite sur ce site