NY MOMBA AN-DRASALAMA SY NY ZANANY

Ny tsara ho fantatra mikasika ny taranak'i Rasalama

I Rasalama dia avy ao Fozehana Mandiavato. Ny momba izay vadiny dia tsy voatantara mazava tsara. Na izany aza anefa dia tsy nampirafy akory izy. Ary ireto manaraka ireto kosa ny zanany sy ny momba azy ireo avy  :

  • Rainilambo, niteraka an-dRandrianaly, niteraka an-Razanadranaly, izay niteraka an-dRakotovahoaka mianadahy avy.
  • Ravaoseheno, milevina ao Anosilava vadin-doloha an-dRafaralahimanitra niteraka an'i
    • Ravoninjatovo, milevina ao Anosilava, antom-pisian'izao tranokalam-pifandraisana izao. Mbola ho reshitsika betsaka ny momba azy amin'ny pejy hafa mahakasika izany.
    • Ranjanahary, milevina ao Anjazamadinika Marofangady.

I Ranjanahary dia nanambady an-dRainibevary tao Anjazamadinika, ary niteraka an'i Rabevary. Ireto kosa ny zanany manaraka (miala tsiny izahay raha toa ka tsy milahatra araka ny fizokiana izany, ary angatahina fanitsiana ho an'ireo izay mahafantatra) :

  • Rakotondrainibe
  • Rakotomalala (Ramose), mpampianatra misiona
  • Ingahy Naivo na I Naivonandro
  • Rainimaro milevina ao Anjazamadinika
  • Ramavoarisoa
  • Rabemandray, ao Antohomadinika Antananarivo
Ajouter un commentaire

Vous utilisez un logiciel de type AdBlock, qui bloque le service de captchas publicitaires utilisé sur ce site. Pour pouvoir envoyer votre message, désactivez Adblock.

Créer un site gratuit avec e-monsite - Signaler un contenu illicite sur ce site